| Entry | 1 enjehina | 
| Root | 2 enjika | 
| Part of speech | 3 passive verb | 
| Explanations in Malagasy | 4   Arahina: Nenjehiko moramora avy aoriana ry zalahy Tratrarina an-kazakazaka avy aoriana: Nenjehin' ny polisy ilay mpangalatra ka azony ihany nony afaka folo minitra Asiana an-kolaka na mivantana: Tsy fantatro izay ratsy nataoko fa enjehin' ny namako aho Ampijalijalina, trandrahina hatraiza hatraiza: Nenjehina aoka izany ny mpikambana anisan' ny VVS [1.1] | 
| Explanations in English | 5   to be pursued, to be persecuted [1.7] | 
| Explanations in French | 6   qu'on poursuit, qu'on persécute [1.8] | 
| Morphology | 
 | 
| All compound words | 11 enjehin' ny fieritreretana | 
| Proverbs | 12 Proverbs containing that word | 
| Updated on 2025/10/08 |   |