| Entry (1/2) | 1 mibahana |
| Root | 2 bahana |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Misabaka na maka toerana lehibe eo amin' ny toerana fandalovana ka manakana ny hafa tsy handeha: Misy taolana mibahana amin' ny tendako ato
[1.1] |
| Explanations in English |
5 to sit or stand on anything in a straddling manner.
[1.2] 6 to stretch one's self out so as to block up the way; to straddle and block the way 7 to prevent communication 8 Fig. to be selfish. [1.7] |
| Explanations in French |
9 S'écarter ou être écarté, faire barrière
[1.3] 10 écarter les jambes pour barrer le chemin; faire barrière [1.8] |
| Examples |
11 Ny renirano hatrizay tsy rototra Dia eo vao mainka indray toa miroanahana, Ny lalany, ohatra ny ho tototra, No miseho ho sakana mibahana.
[2.576]
|
| Morphology |
|
| Proverbs | 16 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 17 mibahàna |
| Root | 18 bahana |
| Part of speech | 19 imperative of active verb mibahana [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
[1.3] |
| Examples |
20 mibahàna eo ianao mba hisakana ireto ondry ireto
[1.1]
21 mibahàna eo mba hisakana ny omby (Faites barrière là pour arrêter les bœufs) [1.3] |
| Anagrams | 22 anambahy, 23 manahiba, 24 mibahana, mibahàna, 25 mihabaña |
| Updated on 2025/11/13 |
|