Entry fitaka
Part of speech   noun
Malagasy definition   Teny na zavatra toa marina nefa diso entina hanambakana: Tsy misy fitaka izany lazaiko anao izany na kely aza.
¶ Hafetsena entina hanambakana: Fanekena natao am-pitaka io ka tsy ekena. [Rajemisa 1985]
English translation   deceit, fraud, stratagem, duplicity, guile. See ambaka, ambosy, angoly, felika, lainga, sandoka, soloky. [Richardson 1885]
   fraud, deceit [Hallanger 1973]
French translation   fraude, ruse [Hallanger 1974]
Derivations  
Synonyms   ambaka ~ ambosy ~ angoly ~ felika ~ lainga ~ sandoka ~ soloky
Compound words, titles, names  
Quotes  

Entry fitaka
Part of speech   noun
Malagasy definition   fanambininy [Antambahoaka] [Rakotosaona 1972]
English translation   See petraka. [Richardson 1885]
Derivations  

Entry fitaka
Part of speech   noun
Malagasy definition   tany lemaka [Antambahoaka] [Rakotosaona 1972]

Updated on 2012/12/04