Index

Proverbs : mpivarotra

Proverb 1Aza dia atao fatra-pandefitra toy ny mpivaro-tantely : ny tompony indray no milela-tanana. [2.653 #376]
Aza dia fatra-pandefitra toy ny mpivaro-tantely, ka ny tompony indray no milela-tanana. [2.165 #654]
Aza dia fatra-pandefitra, toy ny mpivaro-tantely : ny tompony indray no milela-tanana. [2.558]
French translationIl ne faut pas être trop dur à soi-même comme les marchands de miel qui, eux-mêmes, se contentent de se lécher les mains. [2.165]
French interpretationAprès avoir servi le client, ils pourraient en manger à la cuiller. [2.165]

Proverb 2Aza manao mpivaro-tantely hianao : ny anao ihany no ilelafanao tanana. [2.415 #3835]
French translationNe faites pas comme le marchand de miel, ne faisant que vous lécher les doigts avec ce qui vous appartient. [2.415 #3835]
French interpretationSe disait des gens qui ne profitent pas de leurs biens. [2.415 #3835]

Proverb 3Boka mivaro-tantely : ny zavatra amidy mamy ihany, fa ny tenany mivarotra no mahaloiloy. [2.415 #1976, 2.653]
Boka mivaro-tantely: ny zavatra amidy mamy ihany, fa ny tenan' ny mpivarotra no mampahaloiloy. [2.165 #2025]
Boka mivaro-tantely : ny zavatra amidy mba soa ihany fa ny tenan' izy mpivarotra no mankaloiloy. [2.558]
Tantely an-tànam-boka, ka na soa aza afa-boninahitra (mankaloiloy). [2.558 #4077]
French translationLépreux qui vend du miel : ce qu' il vend est doux, mais le marchand donne la nausée. [2.415 #1976]
Un lépreux vendant du miel: ce qu' il vend est bien doux, mais c' est le vendeur qui vous dégoûte. [2.165]
French interpretationLe don n' est pas tout, il y a manière de donner. [2.415 #1976]

Proverb 4Manao mosalahy mandrakariva hoatry ny mpivarotra tsy mana-mizana. [2.415 #4390]
Manao mosalahy mandrakariva, ohatra ny mpivarotra tsy mana-mizana. [2.653]
Manao mosalahy ohatra ny mpivarotra tsy mana-mizana. [2.558]
French translationAgir toujours au hasard, comme un marchand qui n' aurait pas de balance. [2.415 #4390]
French interpretationAgir par à-peu-près et à la légère. [2.415 #4390]

Proverb 5Maniry mamy an-trano, tahaky ny vady aman-janaky ny mpivaro-tantely. [2.415 #1208]
French translationDésirer les douceurs et les gâteries dans le ménage, comme la femme et les enfants du marchand de miel qui désirent le miel et ne peuvent pas y toucher. [2.415 #1208]
French interpretationIl ne faut pas trop demander dans le mariage. [2.415 #1208]

Proverb 6Mitsaha-pilana hoatry ny mpivaro-baliha maty vady. [2.415 #2214]
Mitsaha-pilana ohatra ny mpivaro-baliha maty vady. [2.653, 2.165, 1.1]
Mitsaha-pilana tahaka ny mpivaro-baliha maty vady. [2.558 #2492]
Malagasy interpretationEnti-milaza ny olona izay voatery tsy fidiny hifanona amin' ny raharaha fanaony (ny mpivaro-baliha matetika dia tsy maintsy mitendritendry ny valihany roba hahahenoan' ny mpividy ny feony; tsy afaka hanao izany anefa Izy raha maty vady satria misaona). [1.1]
Enti-milaza ny olona mijanona tsy fidiny amin' ny asa fanaony. [1.1]
Enti-milaza olona voatery nijanona tsy fidiny amin' ny raharaha fivelomany fa nisy nahazo azy mifanohitra indrindra amin' io asany io. [1.1]
French translationCelui qui ne cherche plus à s' enrichir est semblable au marchand de guitares qui cesse son métier, parce qu' il est devenu veuf et que son deuil l' empêche de vendre des instruments de musique. [2.415 #2214]
Cesser son commerce, comme un marchand de "valiha" qui vient de perdre sa femme. [2.165]
French interpretationCelui qui vend ces instruments est obligé d' en jouer pour montrer leurs qualités; mais quand sa femme est morte, il cesse de jouer - donc de vendre - car autrement il aurait l'air de se réjouir. [2.165]
Se disait des gens cessant leur métier ou se contentant de leur acquis. [2.415 #2214]

Index