Entry mivarotra (varotra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manao varotra: Mivarotra no antondraharahany
¶ Manakalo zavatra vola: Mivarotra anana Rasoa [Rajemisa 1985]
Morphology 
mivarotra
nivarotra
hivarotra
mivarota
Quotes 

2010/05/14