| Index |
| ||||||||||||||||||||
| Proverbs : misitrika | |||||||||||||||||||||
| Proverb 1 | Fandiorano : hisitrika izy ihany, hiseho izy ihany. [2.558 #1100] | ||||||||||||||||||||
| Proverb 2 | Fandiorano ratsy, ka miseho tsy valahara, milentika tsy vaky atatra. [2.415 #3002]
Fandiorano ratsy, ka mitranga tsy menatra, misitrika tsy valahara. [2.415 #3002] Toy ny fandiorano ny ratsy: koa miseho, tsy menatra olona; misitrika, tsy valahara. [2.165] Toy ny fandiorano ny ratsy : miseho tsy vaky afero, misitrika tsy valahara. [2.558 #4276] Toy ny fandiorano ratsy : koa miseho, tsy menatra olona; misitrika, tsy valahara. [2.653] | ||||||||||||||||||||
| French translation | Le méchant est comme le gyrin: quand il se montre, il n' a pas honte; et quand il disparaît, il ne rougit pas. [2.165]
Vilain gyrin nageur : il se montre impudemment, il plonge effrontément. [2.415 #3002] | ||||||||||||||||||||
| French interpretation | Se disait des gens qui ne savent pas rougir. [2.415 #3002] | ||||||||||||||||||||
| Proverb 3 | Tsy misy Tsy misy | ||||||||||||||||||||
| Proverb 4 | Vovo miara-milona sy tandroho miara-misitrika. [2.165 #1211]
Vovo miara-milona, tandroho miara-misitrika. [2.558 #5055] | ||||||||||||||||||||
| French translation | (Nous sommes comme) des nasses trempant ensemble et des paniers à pêche qui plongent ensemble. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Index |
| ||||||||||||||||||||
|
|