Index

Proverbs : abidy

Proverb Abidy manely vary ; samy manano izay ho efany. [Samson 1965 #A2]

Proverb Abidy nahazo masina : tsy ampiana koa. [Samson 1965 #A3]

Proverb Abidin-trova : ny lany lanina. [Samson 1965 #A4]

Proverb Abidy vaky lananana : misaraka amin-trehy. [Samson 1965 #A1]

Proverb Mangalakalaka karaha voanjo natapin’ abidy. [Samson 1965 #M103]

Proverb Ranomasina nasaok’ abidy : lasana my fa nahazahoana. [Samson 1965 #R39]

Index