Entry voanjo
Part of speech   noun
Malagasy definition   Karazan-javamaniry mamoa voa fakana menaka iray atao hoe mena-boanjo. (Rehefa hiova ho voany ny voniny, dia milentika any anaty tany ny tahom-boanjo, ka rehefa vokatra ny voanjo dia hadina ireo tahony ireo ary akifik,a mba hampihintsana ny voany; izany no nahatonga ny fitenenana hoe: "Ara atao toy ny tahomboanjo: ny nahitana indray no akifikifika") -- Misy karazany roa ny voanjo: ny voanjobory ary ny voanjombazaha na kapika [Rajemisa 1985]
   karazan-javamaniry misy pepa anaty tany [SLP: Voambolana]
English definition   peanuts, earth-nuts [Hallanger 1973]
French definition   arachide, pistache [Hallanger 1974]
French definition   arachide [SLP: Voambolana]
Examples  
1Ny voanjo no maro mpahalala. [FOFAFIPE: Rosovola, page 69]
2Indray taona anefa, kely ny orana ka ratsy fiavy ny voanjo. [Andraina: Mitaraina, page 29]
Vocabulary  
Synonyms   voanjo katra ~ voanjom-bazaha
Compound words, titles, names  
Quotes  
Toponymy   Place names having the word voanjo (1): Amboanjobe

Entry voanjo
Part of speech   noun
Malagasy definition   Miaramila napetraka hiandry tany ao amin' ny toerana na tanàna vao nalaina
¶ Ny olona rehetra manao fonenana vonjimaika hanamainty molaly ny tany na hila ravin' ahitra [Rajemisa 1985]
English definition   a colonist [Hallanger 1973]
French definition   colon [Hallanger 1974]
Derivations  

Updated on 2016/11/15