|
|
|
|

Entry (1/4)1 abi
Part of speech  2 noun
Explanations in Malagasy  3Fitambaran'ny tarehintsoratra misy amin'ny fitenim-pirenena iray: Misy tarehintsoratra iraika amby roapolo amin'ny abidy malagasy: a, b, d, e, f, g, h, i, j, k, l, m, n, o, p, r, s, t, v, y, z..
4Ny fotopototry ny zavatra na ny fahaizana iray, ny antonjavatra resahina na lazaina:Miteniteny momba ny bomba atomika Rangahy io, kanefa tsy mahalala ny abidin'izany akory..
5Ny ambaratongam-pianarana ambany indrindra ianaran'ny ankizy manambatra tarehintsoratra, manao bi-a-ba: Efa kilasy fahafiry izao ilay faralahinao? -- Mbola ao amin'ny abidy ny anao ko.. [1.1]
Explanations in English  6The name of the Malagasy Alphabet, so called from the names of the first three letters. [1.2]
7The alphabet. [1.7]
Explanations in French  8Nom de l'alphabet malgache. [1.3]
9alphabet. [1.66, 1.5]
10L'alphabet. [1.8]
11(un) alphabet. Miainga amin' ny abidy ny soratra sy ny vaky teny: l'écriture et la lecture commencent par l'alphabet. [1.67]
Examples  12 Sorabe: teny malagasy nosoratana amin' ny abidy arabo [2.117]
13 Maniry mafy izahay mba hahazo fianarana abidy sy manambatra ary fianarana hamany teny. [2.649]
14 Fanehoana an-tsary ireo abidy sy fanolorana ireo mpandray anjara fototra ao amin' ireo lahatsoratra no mamaky lay ny boky. [2.442#4]
Morphology 
15 Simple :
Other spellings  16abede
All compound words  174 combinations of this word
Quotes  18 Texts mentioning this word
Tables and plates  19 The Alphabets
Illustrations 

Entry (2/4)20 abidy
Part of speech  21 noun
Explanations in Malagasy  22Vavy antitra. [Betsimisaraka] [1.78]
23antibavy. [Betsimisaraka] [1.147#A1]
Proverbs  24 Proverbs containing that word

Entry (3/4)25 abidy
Part of speech  26 noun
Explanations in Malagasy  27andevo. [Betsileo] [1.78]
All compound words  28manao dian' abidy

Entry (4/4)29 abidy
Part of speech  30 noun
Explanations in English  31A provincial name for a water-bird.. [1.2]
Explanations in French  32Nom d'un oiseau aquatique.. [Tankarana] [1.19]
Vocabulary  33 Zoology: birds

Anagrams  34 abidỳ, abidy, 35 adiby

Updated on 2025/11/06