| Entry | 1 manely |
| Root | 2 ely |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Manaparitaka amin' ny toerana iray: Antsoy i Koto hanely ny vary amin' ny tsihy.
5 Manao izay hahalalan' ny olona, manaparitaka: Manely tsaho. [1.1] |
| Morphology |
|
| Analogs | 10 mampiely |
| All compound words | 11 2 combinations of this word |
| Proverbs | 12 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 13 limena, 14 maleny, 15 manely, 16 nimale |
| Updated on 2025/11/09 |
|