Entry lañanana
Part of speech noun
Malagasy definition  [Tanala] Volontsangana atao solon-tsiny, volo vaventy loahana avokoa ny tonony [Rakotosaona 1975]
  [Betsimisaraka] Volo lava atao solon-tsiny fantsakana any amin' ny Betsimisaraka [Rajemisa 1985]
 Volotsangana fatsakana rano [Samson 1965]
English translation  [Provincial] A water vessel made of bamboo; see lalanana [Richardson 1885]
French translation  [Tanala] (comme lalànana). Nom des bambous préparés pour puiser et transporter l'eau. On les appelle volofantsaka en Imerina, mais ils y sont peu utilisés. Signalé par Dubois. [Boiteau 1997]
Vocabulary 
Synonyms lalanana
Quotes 

Updated on 2020/07/31