Proverbs : abidy

Proverb1 Abidy manely vary ; samy manano izay ho efany. [Samson 1965 #A2]

Proverb2 Abidy nahazo masina : tsy ampiana koa. [Samson 1965 #A3]

Proverb3 Abidin-trova : ny lany lanina . [Samson 1965 #A4]

Proverb4 Abidy vaky lananana : misaraka amin-trehy . [Samson 1965 #A1]

Proverb3776 Mangalakalaka karaha voanjo natapin’ abidy . [Samson 1965 #M103]

Proverb6272 Ranomasina nasaok’ abidy : lasana my fa nahazahoana . [Samson 1965 #R39]

Index