|
|
|
|

Entry (1/3) 1  rimorimo
Root  2 rimo
Part of speech  3  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  21 Fandehanana mafy
22 fifiokan' ny tehina na baolina atsipy handeha mafy
23 fimonomonon' ny tandrimo misangodina na ny tantely [1.1]
Explanations in English  24 a buzzing as of bees [1.7]
Explanations in French  25 bourdonnement comme celui des abeilles
26 mouvement rapide [1.8]
Examples  27  Lozan' ny be rimorimo anefa, hono, raha ditsoky ny vovoka nafafiny ny mason' ny tsy manan-tsiny! [1.298]
28  Asa na misy manenjika ilay mpamily, na mampidera ny fahaizany mitondra sy fahalalany lalana, fa dia rimorimo izao! [2.4#128]
Synonyms  29 rimo

Entry (2/3) 30  rimorimo
Part of speech  31  noun
Explanations in Malagasy  32 Zavamaneno vita amin' ny silaka volotsangana sahabo ho vehana ny halavany ary voatondro roa ny sakany, ka maranitra toy ny loha lefona ary misy lavaka kely eo amin' ny tendrony iray mba hitsofohan' ny tady ifatorany; misy tahony hihazonana azy koa: ahodinkodina "mirimorimo" izy io ka arakaraka ny maha-mafy ny fanodinkodinana azy no ahazoana feo mafy kokoa. (Ny Tanala no mpampiasa azy indrindra; manarakaraka, ny Sakalava, izay manome anarana azy hoe: Tambovo) [1.1]
Vocabulary  33  Music: instruments
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Entry (3/3) 156  rimorimo
Part of speech  157  noun
Explanations in French  158 [Merina+Betsileo] (de rimorimo : sifflement des verges. On employait les rameaux pour fouetter les enfants ou tout au moins en faire le simulacre). Phyllanthus nummulariifolius Poir. (Phyllanthaceae). D'après Descheemaeker serait encore appelé tamborotanosy. [1.196]
Vocabulary  159  Botany
Scientific name 

Anagrams  rimorimo, 161 romiromy

Updated on 2026/04/22