|
|
|
|

Entry (1/2)1  marovany
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Music: instruments
Explanations in Malagasy  4  Valiha vita amin' ny hazo natambatra ho efajoro toy ny vata, ka valiha vata no ilazan' ny ankamaroan' ny faritany sasany azy [1.1#640]
Explanations in French  5  Nom donné aux valiha, à cause des supports qui soutiennent les cordes [1.3#435]
6  Instruments de musique faits avec un gros bambou, vany : entre-noeud) [1.196]
Examples  7  Indraindray no mba ampiarahina amin'ny zava-maneno : mandoliny na kabósy (gitara madinika), marovany na angorodao iangalian'ny mpanan-talenta antsoina hoe sairy ny beko masikoro. [2.606#]
Elementary words  8  maro, vany
Compound words 
hyperonym 
Co-hyponyms 
Illustrations 
43 

Entry (2/2)44  marovany
Part of speech  45  noun
Vocabulary  46  Botany
Explanations in French  47  (déformation de marovahy, un Mimulopsis (Acanthaceae) d'après Grandidier, fichier manuscrit. [1.196]
Elementary words  48  maro, vany

Anagrams  49  manavory, marovany

Updated on 2023/12/07