Entry anakidory
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Amponga kely kokoa noho ny dory (zanaky ny dory no heviny). Anisan' ny amponga masina izy io fa ampiasaina amin' ny hirampivavahana:tromba, bilo, sns. ary tsy azom-behivavy kasihina; ny any amin' ny faritanin' ny Sakalava no mampiasa azy [1.1]
Vocabulary 
hyperonym 
Co-hyponyms 

Updated on 2023/03/19