|
|
|
|

Entry (1/2)1  vady
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ny iray amin' ireo olona roa (lahy sy vavy) mikambana araka ny fanambadiana: Lasa nandranto ny vadin-dRamatoa Rasoa. (Matetika, indrindra taloha, ny vehivavy voahataka, voatitra vodiondry, nampakarina no natao hoe vady, fa raha tsy vita araka ireo dia sakaiza, na ranitra, na vazo, na saingy, na tokantranomaso)
Explanations in English  4  [1.7] a spouse
Explanations in French  5  [1.3#797, 1.8] époux, épouse
Examples  6  [2.4] Izy mianaka angaha no vady aman-janakao?
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words  25  62 words containing vady
Vocabulary  26  Relationships: family
Analogs  27  namana, andefimandry, taolan-tehezana, anjara, anjara tokantrano, tokantrano
Proverbs  28  Proverbs containing the word vady
Article  29  Randzavola: vady ao amin' ny Baiboly (=> fanambadiana)

Entry (2/2)30  vady
Part of speech  31  noun
Explanations in Malagasy  32  [1.1] Ny singany amin' ny zavatra iray lomisy na iray aman' olona: Nankaiza ny vadin' ity kiraro ity?
Iray amin' ny zavatra fahita na fampiasa miaraka mandrakariva tahaka ny mifameno, toy ny savily sy ny lahintsavily
Explanations in English  33  [1.7] one of a pair
Explanations in French  34  [1.3#797] ce qui fait la paire, le pendant, mâle et femelle, se dit des animaux, des plantes, des outils, des choses qui se complètent l’une par l’autre, qui vont l’une avec l’autre, comme le gond avec la penture, la mortaise et le tenon
35  [1.8] l'un d'une paire
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
All compound words 
Analogs  42  namana, andefimandry, taolan-tehezana, anjara, anjara tokantrano, tokantrano
Proverbs  43  Proverbs containing the word vady

Anagrams  44 davy, 45 diva, divà, 46 vady

Updated on 2025/09/13