| Entry | 1 manambady |
| Root | 2 vady |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Manana vady: Olona efa manambady iny ka aza antenaina intsony
5 Maka vady na alaina ho vady: Lasa nanambady any Iarivo Ibozivao [1.1] |
| Explanations in English |
6 to marry; to live in a married state
[1.7] |
| Explanations in French |
7 Etre marié ; épouser: Mahagaga raha manambady mbola kely toy izany sahady izy (Il est étonnant qu'il soit déjà marié, alors qu' il est si petit) ~ Manambady zazavavy tsara fanany izy (Il a épousé une jeune fille vertueuse)
[1.3] 8 se marier; prendre ou avoir un époux, une épouse [1.8] |
| Morphology |
|
| All compound words | 13 manambady harena |
| Proverbs | 14 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/09 |
|