| Entry | 1 mifanambady | 
| Root | 2 vady | 
| Part of speech | 3 active verb | 
| Examples | 4   hifanambady anaka hono izy roa lahy ireo, fa ny iray manana zanaka lahy ary ny iray manana zanaka vavy.
[2.298] 5 Raha mifanambady ny andevo samy hafa tompo dia ny tompon' ny vavy no tompon' ny zaza aterak' izy mivady. [2.508] | 
| Morphology | 
 | 
| Updated on 2025/07/29 |   |