|
|
|
|

Entry1  fanambady
Root  2 vady
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4 Fomba entina manambady.
5 Azo alaina ho vady: Taranak' olona tsy fanambady ireny. [1.1]
Explanations in French  6 Manière d’épouser.
7 Qui est digne d'être épousé. [1.3#797]
Examples  8  Hataoko ahoana ny ho fanambady ny zanak' olona amin' ity karama-miaramila? [2.471#33]

Updated on 2025/09/12