| Entry | 1 mampivady |
| Root | 2 vady |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 mampanaraka.
[1.13] |
| Explanations in French |
5 accoupler.
[1.3, 1.13] 6 faire marier. [1.3] |
| Examples |
7 Aza mampivady biby samihafa karazana;
[2.996#]
8 Ny tsara indrindra dia ny mampivady ny fitsaboana maoderina amin'ny fitsaboana nentim-paharazana, dia mety ho tsara kokoa ny vokany noho ny fampiasana ny iray amin'ireo ihany. [2.424#] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|