Entry vadiana (vady)
Part of speech   passive verb
Malagasy definition   Ampiarahina amin' ny...: Tsy hahavelona anao io asa io raha tsy vadianao raharaha iray hafa [Rajemisa 1985]
French translation   A qui ou à quoi on ajoute, on associe, on met le complément, le pendant: Tsy afa-mandeha lavitra aho raha tsy vadianao olona iray (Je ne peux pas aller si loin, si vous ne me donnez pas quelqu'un pour compagnon) ~ Tsy manendrika ny efl-trano ity sary ity, raha tsy vadiana anankiray (Ce tableau n'orne pas bien l’appartement, s'il n’y a pas son pendant, son pareil) [Abinal 1888]
Morphology  
vadiana
vadiako
vadianao
vadiany
vadiantsika
vadianay
vadianareo
vadian'
vadian-
vadiam-
vadia-
novadiana
novadiako
novadianao
novadiany
novadiantsika
novadianay
novadianareo
novadian'
novadian-
novadiam-
novadia-
hovadiana
hovadiako
hovadianao
hovadiany
hovadiantsika
hovadianay
hovadianareo
hovadian'
hovadian-
hovadiam-
hovadia-
vadio
Quotes  

Updated on 2016/07/29