Entry fivadiana (vady)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Firaisana, fiaraha-miaina toy ny mpivady
¶ Fiarahana: Tsy dia tsara ny fivadian' ny palitao mavokely sy ny pataloa maitso tanora [Rajemisa 1985]
French translation   L’état de ceux qui sont mariés, le motif [Abinal 1888]
French translation   accouplement [SLP: Voambolana]

Updated on 2016/07/29