|
|
|
|

Entry1 tokantrano
Elementary words  2tokana, 3trano
Part of speech  4 noun
Explanations in Malagasy  5 Ny trano iveloman' ny mpivady mitokana tsy miaraka amin' ny ray aman-dreny na ny havana; vady
Izay rehetra mikasika ny trano: forongo amam-panaka, ny asa aman-draharaha fanao ao [1.1]
Explanations in English  6 household stuff; the household; house-keeping [1.2]
7 a household; a wife [1.7]
Explanations in French  8 tout ce qui constitue l'ameublement d'un ménage [1.3]
9 ménage; épouse [1.8]
Examples  10 Efa nahazo tokantrano izy [1.1]
11 Mivoaka lava io vehivavy io fa tsy mikarakara ny tokantranony [1.1]
12 manao tokantrano imaso amim-Bazaha i Bola. [2.471]
13 Sambatra sy tsara vintana amin' izay tokantrano ny azy! [2.470]
Morphology 
14 Simple :
Vocabulary  15 Relationships: family
All compound words  16marena tokantrano
Proverbs  17 Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02