Entry jono
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fandosirana mangingina (ny olona iasana na ny havana) [1.1]
Other spellings 

Entry jono
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Hanina atao amin' ny fintana hamandrihana hazandrano
Zavatra entina mitarika biby na olona mbahiditra amin' ny toerana tiana hahazoana azy: Ny boky ratsy no jono entin' ny sasany hamerezana ny tanora
Vokatry ny fakana biby na olona amin' ny famandrihana azy: Inona no jono azonareo?
Fitarihana na famandrihana biby na olona mba hahazoana azy: Atsaharo ny jono ny fanahin' ny ankizy madinika
Mitovy hevitra: fanangolena ~ fandrika ~ fanojikojena ~ fitaka ~ longoa mitoto-bozaka
Misy hevitra iraisana: tonta, vovo, harato, fintana, firombaka, tandroho, vela-pandrika, koromby, lontsomaka [1.1]
Explanations in English Fish-bait [1.7]
Explanations in French Appât [1.8]
Explanations in Malagasy Asa fitrandrahana hazandrano [1.13]
Explanations in French Pêche [1.13]
Derivatives 
Proverbs 

Entry jono
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tanala] Karazan-trondro monina amin'ny ranomamy izay tsy hita loatra ao [1.78]
  [Bara] Karazan-kazandrano madinika, boribory lavalava, mena ny tendrondrambony [1.1]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31