| Entry | 1 fanjonoana |
| Root | 2 jono |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fakana hazandrano amin' ny fintana
5 Fanangolena, fanojikojena: Teny malefaka no fanjonoan' ny mpamitaka ny olona tiany hofitahina [1.1] |
| Explanations in French |
6 pêche
[1.13] |
| Updated on 2025/11/17 |
|