Entry koromby
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fandri-borona
¶ Bara vy atsatotsatoka eo amin'ny varavarankely
¶ Farafara mandeha azo aforitra na ahorona [Rajemisa 1985]

Entry koromby
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fakofako na bozaka asarona ny voa vao nafafy na vao mitsimoka na zanaborona vao foy koa aza, mba hiaro azy. [Rajemisa 1985]
Derivations  

Updated on 2013/02/06