Entry tonta
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fandrika ahazoana voalavo na totozy: Tontam-boalavo [Rajemisa 1985]
English definition   a trap [Hallanger 1973]
French definition   piège [Hallanger 1974]
Derivations  

Entry tonta
Part of speech   noun
Malagasy definition   Ankilany, andaniny: Samy nosazin' ny mpitsara izy roa tonta [Rajemisa 1985]
English definition   one side of a quarrel [Hallanger 1973]
Compound words, titles, names  

Entry tonta
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fanjerana zavatra atao miavovona
¶ Vono atao amin' ny fively na torabato
¶ Famindrana soratra amin' ny taratasy amin' ny alalan' ny lohavy izay ampidirina anaty lasitra ka terena hipetaka sy hiraikitra amin' ny taratasy; fanaovana biriky amin' ny fampidirana tanimanga ao anaty lasitra
¶ Fanaovana antontany, fampifanongoavana [Rajemisa 1985]
Derivations  
Compound words, titles, names  

Entry tonta
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Tambahoaka] valamparihy [Rakotosaona 1972]

Entry tonta
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Enti-milaza zavatra tsy vao intsony, efa simba
Mitovy hevitra: antitra ~ efa navalona ~ ela nanaovana ~ ela niasana ~ lany andro ~ lany mondro ~ maintimolaly ~ mandalambitsika ~ rombina ~ rovitra ~ simba ~ taloha ~ tranainy [Rajemisa 1985]
French definition   vieux, usé, détérioré [Hallanger 1974]
Compound words, titles, names  

Updated on 2014/09/26