| Entry | 1 manjono |
| Root | 2 jono |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Maka hazandrano amin' ny fintana: Nanjono trondro gain' izahay tamin' ny asabotsy hariva ka nahazo eran' ny harona.
5 Maka trondro na hazandrano, na amin' ny fomba ahoana na amin' ny fomba ahoana: Nanjono amalona izahay fa tsy nahazo. 6 Maka na mitarika olona amin' ny fomba kinga sy saro-toherina, manangoly, manojikojy: Nanjono ahy hiditra ao amin' ny antoko misy azy Rabe fa tsy nahomby. [1.1] |
| Explanations in English |
7 to fish with hook and line.
[1.7] |
| Explanations in French |
8 pĂȘcher à la ligne.
[1.8] |
| Examples |
9 ireny no mpiara-mihaza amiko na mpiara-manjono rahefa tonga ny tonon-taona fanaovana izany.
[2.471]
|
| Morphology |
|
| Proverbs | 14 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 15 manjono, 16 manonjo, 17 monjona |
| Updated on 2025/11/11 |
|