| Entry (1/3) | 1 sisika |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Zavatra aiditra amin' ny hafa: Asiana sisika ny hazo eo am-panatsofana azy Fanatsofohana, na fampidirana: Sisi-bola Fanaovana zavatra an-ditra na ivelan' ny asa aman-draharaha fanao andavanandro Zavatra na vola omena lehibe hanolikolena azy: Tokony hofadina ny monòme sisika ny mpiasam-panjakana [1.1] |
| Explanations in English |
4 forced in between [1.7] |
| Explanations in French |
5 qu'on pousse et insère entre des choses [1.8] |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| All compound words | 23 3 combinations of this word |
| Analogs | 24 tsolotra, gaka, kolikoly |
| Entry (2/3) | 25 sisika |
| Part of speech | 26 noun |
| Explanations in Malagasy |
27 Kianteny kely atsofoka na asisika ao anaty fototeny mba hanaovana sampanteny, ohatra -in- atsofoka ao aorian' ny f amin' ny teny hoe fidy dia ahazoana ny hoe finidy [1.1] |
| Vocabulary | 28 Linguistics |
| Synonyms | 29 tsofoka |
| Entry (3/3) | 30 sisika |
| Part of speech | 31 noun |
| Explanations in French |
32 blanc de casse [1.13] |
| All compound words | 33 5 combinations of this word |
| Vocabulary | 34 Economy: printing, drawing |
| Anagrams | 35 kisasy, 36 sisika |
| Updated on 2025/10/08 |
|