|
|
|
|

Entry1  misisika
Root  2 sisika
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Miditra, mitsofoka, milatsaka: Misisika amin' izao raharaha rehetra izao Rangahy io.
5 Mitsofoka amim-pahakingana: Nisisika tao ampovoan' ny vahoaka ny anao lahy ka tsy hita.
6 Manao ditra hitsofoka, manao izay hidirana: Nosakanana izy nefa nisisika tao antrano ihany.
7 Mitsofoka tsy hita akory, tsy nampoizina: Nisy vola roanjato nisisika tao anaty boky. [1.1]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
All compound words  12 raha baka misisika ianao, izaho kirongo tsy azo idirana
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/09