|
|
|
|

Entry1  asisika
Root  2  sisika
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Enti-milaza zavatra ampidirina andetra: Nasisiny tao am-paosy ilay akoho novidiny fa tsy nahita harona izy
Atsofoka: Asisiho kely ao amin' ny taratasinao ireto teny ireto [1.1]
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
All compound words 
Proverbs  11  Proverbs containing the word asisika

Updated on 2025/09/12