Entry manisika (sisika)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mampiditra: Manisika antsy ao anaty fery
¶ Mampiditra ombieny ombieny: Manisika teny frantsay mandrakariva amin' ny resany rangahy io
¶ Manampy, manosoka: Voatery hanisika takelaka enina amin' ny boky ianao raha hanampy an' io toko iray vaovao io
¶ Manome vola na zavatra olona mba hanangolena azy, hitaomana azy tsy hanao ny adidiny: Tsy tokony hisy hanisika mpiasam-panjakana na iza na iza [Rajemisa 1985]
   mampiditra sisika ao anelanelan'ny litera na fehezanteny [SLP: Voambolana]
French definition   espacer, intercaler [SLP: Voambolana]
Vocabulary  
Morphology  
manisika
nanisika
hanisika
manisiha
Compound words, titles, names  

Entry manisika
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Bezanozano] mividy [Rakotosaona 1972]

Entry manisika
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Tanosy] mihantsy [Rakotosaona 1972]

2012/06/07