|
|
|
|

Entry1  voasisika
Root  2 sisika
Part of speech  3  past participle
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  4 qu'on a fourré dans, qu'on a introduit de force, qu'on a corrompu par des cadeaux, dans quoi on a fourré, on a introduit de force. [1.3#610]
Examples  5  Fanaka sarobidy sy sary hoso-dokon' ny kalazalahy no nandravaka ny efitra, ary boky tsara tarehy sady fantatra eran' izao tontolo izao no voasisika tetsy sy teroa teny anelanelany teny. [2.529#116]
Synonyms  6 sinisika
Proverbs  7  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02