|
|
|
|

Entry1  sisifana
Root  2 sisika
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Ampidirana, anatsofohana zavatra, ka matetika somary ankery: Sisifana vy ny vatankazo mba hamakiana azy / Isan' efa-taona dia sisifana andro iray ny taona ka amin' ny faran' ny fevrie no atao izany
5 Ampidirana kely: Nosisifako teny kely ho an' i Dadatoa tao amin' ny taratasy nampitondraiko ho an-dRakoto [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Synonyms  10 sisihana

Updated on 2025/09/12