| Entry (1/2) | 1 fanisihana |
| Root | 2 sisika |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fampidirana, fanosohana, fanampiana
5 Fanomezana olona zavatra na vola hanangolena azy [1.1] |
| Entry (2/2) | 6 fanisihana |
| Part of speech | 7 noun |
| Explanations in Malagasy |
8 fanasarahana litera na teny amin'ny alalan'ny vy iva noho ny litera
[1.13] |
| Explanations in French |
9 espacement
[1.13] |
| Anagrams | 10 fanihisana, 11 fanisihana, 12 fihasinana, Fihasinana, 13 hanifisana |
| Updated on 2025/11/13 |
|