Entry kolikoly
Part of speech   noun
Malagasy definition   Tambitamby misy hafetsena, fanaovana izay hahafaly mba hanambakana
¶ Vola omena mpiasam-panjakana ivelan' ny karamany mba hanambatam-tiazana azy hanao zavatra ho an' ny tena manokana: Nandray kolikoly indray Rakoto
¶ Tsolotra, gaina, kojikojy, kejokejo, totohondry vola, sisi-bola. [Rajemisa 1985]
English translation   coaxing; a bribe [Hallanger 1973]
French translation   cajolerie; pot-de-vin [Hallanger 1974]
Derivations  

Updated on 2012/06/20