| Entry | 1 sisihana |
| Root | 2 sisika |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Ampidirana, anatsofohana zavatra, ka matetika somary ankery: Sisihana vy ny vatankazo mba hamakiana azy / Isan' efa-taona dia sisihana andro iray ny taona ka amin' ny faran' ny fevrie no atao izany
5 Ampidirana kely: Nosisihako teny kely ho an' i Dadatoa tao amin' ny taratasy nampitondraiko ho an-dRakoto [1.1] |
| Morphology |
|
| Synonyms | 10 sisifana |
| Proverbs | 11 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 12 hany sisa, 13 sisihana |
| Updated on 2025/11/02 |
|