Entry sava
Part of speech noun
Malagasy definition Fikarohana sy fitadiavana zavatra fatratra
¶ Fanesorana izay manakontakona na manembantsembana. [Rajemisa 1985]
English definition the act of clearing away, removing, or examining [Hallanger 1973]
French definition action d'éclaircir, d'examiner; action d'ôter [Hallanger 1974]
Examples Sava ny daholo ve ny efitra rehetra ato an-trano rehefa tonga izy? [Andraina: Mitaraina, page 231]
Derivations 
Compound words, titles, names 

Entry SAVA
Part of speech name (toponym) [list]
Malagasy definition faritra anatin' ny faritanin' i Antsiranana [3.1]
French definition Sambava Antalaha Vohémar Andapa [3.1]
Examples Ny fanangonana sy ny fanondranana andramena dia niteraka karazana mpandraharaha mpanao kolikoly rain-dahiny tany amin’ny faritr’i SAVA, tsy nisy na inona na inona mampihemotra azy rehefa tsy maintsy hanatitra ny bolongan-kazo voatahiriny any amin’ny mpividy azy maty eritreritra koa izy. [SeFaFi ]
Vocabulary 
Tables and plates The twenty-two regions
Analogy  acronyms
Illustrations 

2015/01/03