|
|
|
|

Entry1  savana
Root  2 sava
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Tadiavina, karohina: Nosavana eran' ny tanàna ny mpangalatra ka hita.
5 Jerena, tsirihina, zahana fatratra: Nosavan' ny mpampianatra ny sandrifin' ny ankizy rehetra fa nisy vola roanjato very tao am-pianarana.
6 Atao tsy misy manentsina na manelingelina: Savao tsara ny lalana handehanan' ny manampahefana. [1.1]
Explanations in English  7 to be cleared; to be closely inspected. [1.7]
Explanations in French  8 qu'on examine de près, qu'on éclaircit. [1.8]
Examples  9  Tsy maintsy savana anefa ireny eo ampidirana sao mitahiry fiadiana: [2.472]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :

Anagrams  14 savana, 15 vasaña

Updated on 2025/11/11