Entry atsinanana
Part of speech   noun
Malagasy definition   Ny lafin' ny tany iposahan' ny masoandro, mifanohitra amin' ny andrefana: Avy any atsinanana no miposaka ny volana izao. [Rajemisa 1985]
English translation   the east; atinanana is used in provinces. [Richardson 1885]
   the east [Hallanger 1973]
French translation   est [Hallanger 1974]
Examples  
1Hatrany amin'ny farany avaratra, ka hatrany amin'ny farany atsimo, miova fihetsika sy miova fiainana ny ala atsinanana rehetra [Andraina: Mitaraina, page 196]
2Maloka ny avaratra atsinanana. [Rajaonarivelo: Bina, page 115]
Vocabulary  
Derivations  
Morphology  
atsinanana
atsinanany
atsinanan'
atsinanan-
atsinanam-
Other spellings  
Antonyms  
Compound words, titles, names  
Quotes  
Analogy   avaratra ~ atsimo ~ andrefana

Entry Atsinanana
Part of speech   name (toponym) [list]
Malagasy definition   faritra anatin' ny faritanin' i Toamasina [3.1]
Vocabulary  
Tables and plates   The twenty-two regions
Illustrations  

Updated on 2015/11/25