| Entry | 1 Melaky |
| Part of speech | 2 name (toponym) [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
3 faritra anatin' ny faritanin' i Mahajanga [3.1] |
| Examples |
4 Na eo aza izany, ny volana mey 2008, ny Ministeran’ny Angovo sy ny Harena an-kibon’ny tany tamin’ny alalan’ny Birao miandraikitra ny Sora-pananan-tany misy harena an-kibon’ny tany eto Madagasikara (BCMM) dia nandefa tolo-bidy nasionaly sy iraisam-pirenena ho an’ny fitrandrahana ny fihondronam-by an-kibon’ny tany ao amin’ny manodidina an’i Soalala, Faritra Boeny sy Melaky.
[4.27]
|
| Vocabulary | 5 Politique |
| Hyperonym |
|
| Co-hyponyms |
|
| Tables and plates |
28 The twenty-two regions |
| Illustrations |
|
| Anagrams | 29 kalemy, 30 kilema, 31 Melaky |
| Updated on 2025/09/12 |
|