Entry |
sinava
(sava)
|
Part of speech | passive verb
|
Malagasy definition | voasava, savaina, zahana ao anaty zavatra: Nosinava tao anaty ahitra ny peratro no hita ¶ hadina, diovina: Nosinava ny lalana sao latsaka teny ilay vola [Rajemisa 1985]
|
French translation | qu’on a dégagé, éclairci, dissipé, diminué, fouillé, approfondi [Abinal 1888]
|
Morphology |
sinava
sinavako
sinavanao
sinavany
sinavantsika
sinavanay
sinavanareo
sinavan'
sinavan-
sinavam-
| |
nosinava
nosinavako
nosinavanao
nosinavany
nosinavantsika
nosinavanay
nosinavanareo
nosinavan'
nosinavan-
nosinavam-
| |
hosinava
hosinavako
hosinavanao
hosinavany
hosinavantsika
hosinavanay
hosinavanareo
hosinavan'
hosinavan-
hosinavam-
| |
|
Synonyms | |
|