|
|
|
|

Entry1  fisavàna
Root  2 sava
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fampihatahana na fanesorana ny zavatra manodidina: Ny fisavana ny ahitra no nahitana ilay vola very.
5 Fikarohana, fitadiavana zavatra eny amin' ny tenan' ny olona iray na ao an-tranony: Naharitra adiny iray ny fisavana ireo nahina ho mpangalatra.
6 Fanalana izay zavatra manelingelina: Vao fisavana ranonando fotsiny izao.
7 Fialana, fisindana: Fisavan' ny zavona indrindra tamin' izay.
8 Fihenana, fialana: Fisavan' ny aretina izao, hoy ny dokotera, fa aza matahotra. [1.1]
Quotes  9  Texts mentioning this word

Updated on 2025/09/12