|
|
|
|

Entry 1  resaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Teny ifanaovana: Araka ny resaka nifanaovantsika omaly, dia iny ny zanako haka ilay vola
4 Teny ifanaovana momba ny zavatra anankiray voafaritra tsara: Resaka momba ny ady tany Vietnam no nandanian' izy ireo andro tao
5 Teny ifamalian' ny mpifankatia momba izao sy izao: Saika tsy tapaka ny resakay raha tsy nanomboka naneno ny akoho [1.1]
Explanations in English  6 conversation, talk [1.7]
Explanations in French  7 conversation; entretien [1.3, 1.8]
8 causerie [1.3]
9 [Sakalava-Mayotte] cri, hurlement [1.405]
Examples  10  Tsy ho lava resaka aho. [2.528#93]
11  Velona eo indray ny resaka. [2.470#45]
12  Aza tapahin’ ialahy ny resakay (Ne coupe pas notre conversation) [1.3#526]
13  Dia lasa ilay olon-kendry, ka nody nampandry sofina nihaino ny resaka nataon' ilay vorondolo roa [2.293]
Morphology 
14  Simple :
15  Prefixed :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Analogs  28  dinidinika, 29  dinika, 30  karajia, 31  koràna, 32  resaka mahabe loa-bary, 33  Tafa, 34  tafasiry, 35  tapatapakahitra, 36  taria
Combinations  37  23 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word resaka
Proverbs  38  Proverbs containing that word

Anagrams  39 kasera, resaka, 40 sakare, 41 sarake

Updated on 2026/04/22