|
|
|
|

Entry1  mpiresaka
Root  2 resaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  4 un causeur, les interlocuteurs [1.3]
Examples  5  Mahagaga, hoy ny mpiresaka, raha ireny devoly efa saiky naniry tandroka ireny no mba hiova! [2.499]
6  Izay no heriny amana tsiron'io fomba io: tena mahazatra ny mpikabary sy ny mpiresaka malagasy. [2.298]

Anagrams  7 mparesaky, mpiresaka

Updated on 2025/09/12