|
|
|
|

Entry 1  dinidinika
Root  2 dinika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Resadresaka ifanaovana momba ny zavatra anankiray efa voafaritra mialoha [1.1]
Explanations in French  5 examen minutieux, affaire sur laquelle on consulte [1.3]
Examples  6  dinidinika ambany tafo ihany. [2.245#49]
7  Izany hoe, henoy tsara, fa dinidinika no aposako izao. [2.270#48]
8  Tato aoriana dia nandefa iraka tany Faradofay izy nanatitra dinidinika tamin'ny Frantsay tany. [2.508#119]
9  Mitohy teny ampandehanana mody ka hatreny an-trano ny dinidinika nifanaovana tao am-piangonana. [2.470#19]
Derivatives 
Active verbs :
Adjectives :
Analogs  13  tapatapakahitra
Combinations  14  2 expressions, toponymes, etc... with that word
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Updated on 2026/03/07