| Entry | 1 taria |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 resaka, teny [Sihanaka]
[1.78] 4 Resaka na dinika lavareny: Aza lava taria eo ianao [1.1] |
| Explanations in French |
5 causerie interminable [1.54] |
| Examples |
6 Nony nafanafana ny resaka sy taria, dia izao no re hentitra sy miavaka tsara:
[2.470]
|
| Derivatives |
|
| Analogs | 17 angano, anjabobo, anoano, arira, fasitara, habobo, haga, karijo, tantaravalamaty |
| Proverbs | 18 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 19 tairà , 20 taray, 21 taria |
| Updated on 2025/09/19 |
|