|
|
|
|

Entry 1  miresaka
Root  2 resaka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mifanakalo hevitra: Miresaka isan-kariva Rakoto sy ny zanany
5 Manao teny ifamaliana amim-pifalifaliana momba izao sy izao: Rehefa avy homana izy ireo dia miresaka ela be
6 Mitafasiry, mitafa, mitaria, mikorana
7 Miteny, milaza: Niresaka inona taminao izy?
8 Manao dinidinika, mandahatra: Niresaka momba ny tazo ilay dokotera
9 Milaza, manambara ny heviny, mibaiko: Miresaka amin' ny tanana ny moana [1.1]
Explanations in French  10 causer, parler, converser, parler de; causer beaucoup [1.3]
11 [Sakalava-Mayotte] crié, quelqu'un qui hurle, une personne qui parle fort [1.405]
Examples  12  Nandady aho no nanatona, hoy izy, ka nihaino, ary fantatro fa hianao no miresaka. [2.324]
13  Tovovavy kely tsy ampy roapolo taona ve no miresaka amiko sa vehivavy lehibe efa vory saina? [2.471#26]
14  Mba miresaka iny olona iny e! (Quel grand causeur!) [1.3#527]
15  Olona telo lahy no ao anatiny, revo miresaka. [2.472#200]
Morphology 
16  Present :
17  Past :
18  Future :
19  Imperative :
Analogs  20  mamboly resaka, 21  manokon-dresaka, 22  mikoràna, 23  mitafa, 24  mitafasiry, 25  mitaria
Combinations  26  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word miresaka
Proverbs  27  Proverbs containing that word

Anagrams  28 maresaky, miresaka, 29 misarake, 30 seramika

Updated on 2026/04/22