|
|
|
|

Entry1  firesahana
Root  2 resaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fanaovana teny ifamaliana momba izao sy izao: Ny firesahana matetiko ahitana hevitra
5 Fifanakalozana hevitra: Tsy nisy firesahana akory dia nanapaka izy
6 Fanaovana dinidinika: Efitrano firesahana
7 Fitenenana, filazana: Ny firesahako izany tamin-dRabe no nahasosotra an-dRakoto [1.1]
Explanations in French  8 l’action de causer [1.3]
Examples  9  Sambasamba tamin' izay mba tsy nisy fisavana kahie sy firesahana fianarana. [2.4]
10  Raha nisy firesahana koa na ady hevitra tao am-piangonana, tsy mba niteny mihitsy I Dada sy Neny. [2.472]
Proverbs  11  Proverbs containing that word

Anagrams  firesahana, 12 harafesina

Updated on 2025/11/02