|
|
|
|

Entry1  resadresaka
Root  2  resaka
Part of speech  3  noun
Explanations in French  4  [1.3#527] petit entretien, jaserie
5  [1.13] conversation
Examples  6  [2.470] resadresaka sy fihomehimehezana kely no avaliny an' izany.
7  [2.69] Rehefa tapitra ny resadresaka, dia niara-nisakafo izy efa-dahy.
8  [2.356] Nahafinaritra tokoa ny adi-hevitra amana resadresaka nandritra ilay fihaonana.
Derivatives 
9  Relative verbs :
10  Names :
Titles  11  Resadresaka tsotra amin' ny teny Malagasy sy Rosiana (Kartashôva)

Updated on 2025/01/21